Beloved

1. I am the rose of Sharon, and the lily of the valleys.
1. Je suis un narcisse de Saron, Un lis des vallées. -
1. Izaho dia raozin' i Sarôna sy lilia eny an-dohasaha.

Lover

2. As the lily among thorns, so is my love among the daughters.
2. Comme un lis au milieu des épines, Telle est mon amie parmi les jeunes filles. -
2. Toy ny lilia eo amin' ny tsilo, dia toy izany ny malalako eo amin' ny zazavavy.

Beloved

3. As the apple tree among the trees of the wood, so is my beloved among the sons. I sat down under his shadow with great delight, and his fruit was sweet to my taste.
3. Comme un pommier au milieu des arbres de la forêt, Tel est mon bien-aimé parmi les jeunes hommes. J`ai désiré m`asseoir à son ombre, Et son fruit est doux à mon palais.
3. Toy ny hazo paoma amin' ny hazo any an' ala, dia toy izany ny malalako eo amin' ny zatovo. Nahafinaritra ahy indrindra ny nipetraka teo ambanin' ny alokalony, sady mamy tao am-bavako ny voany.
4. He brought me to the banqueting house, and his banner over me was love.
4. "Il m`a fait entrer dans la maison du vin; Et la bannière qu`il déploie sur moi, c`est l`amour."
4. Nentiny ho ao amin' ny trano fitehirizana divay aho, ary ny fanevany teo amboniko dia fitiavana.
5. Stay me with flagons, comfort me with apples: for I am sick of love.
5. "Soutenez-moi avec des gâteaux de raisins, Fortifiez-moi avec des pommes; Car je suis malade d`amour."
5. Atanjaho amin' ny ampempam-boaloboka aho, ary velombelomy amin' ny paoma, fa mararim-pitia.
6. His left hand is under my head, and his right hand doth embrace me.
6. Que sa main gauche soit sous ma tête, Et que sa droite m`embrasse! -
6. Aoka ny tanany ankavia hanondana ahy, ary aoka ny tanany ankavanana hanohona ahy.
7. I charge you, O ye daughters of Jerusalem, by the roes, and by the hinds of the field, that ye stir not up, nor awake my love, till he please.
7. Je vous en conjure, filles de Jérusalem, Par les gazelles et les biches des champs, Ne réveillez pas, ne réveillez pas l`amour, Avant qu`elle le veuille. -
7. Mampianiana anareo amin' ny gazela sy amin' ny dieravavy any an-tsaha aho, ry zanakavavin' i Jerosalema, mba tsy hanaitra, na hamoha ny fitiavako, raha tsy efa sitrapony.
8. The voice of my beloved! behold, he cometh leaping upon the mountains, skipping upon the hills.
8. C`est la voix de mon bien-aimé! Le voici, il vient, Sautant sur les montagnes, Bondissant sur les collines.
8. Injany, ny feon' ny malalako, indro, tamy izy ka miantsambotsambotra eny an-tendrombohitra ary mitsambikimbikina eny amin' ny havoana.
9. My beloved is like a roe or a young hart: behold, he standeth behind our wall, he looketh forth at the windows, shewing himself through the lattice.
9. Mon bien-aimé est semblable à la gazelle Ou au faon des biches. Le voici, il est derrière notre mur, Il regarde par la fenêtre, Il regarde par le treillis.
9. "Ny malalako dia tahaka ny gazela, na ny diera tanora; indro, mijanona eo ivelan' ny rindrinay izy, mitsidika eo am-baravarankely, manarangarana eo amin' ny makarakara."
10. My beloved spake, and said unto me, Rise up, my love, my fair one, and come away.
10. Mon bien-aimé parle et me dit: Lève-toi, mon amie, ma belle, et viens!
10. Niteny ny malalako, ka nanao tamiko hoe: Mitsangana, ry malalako, ry tsara tarehiko, ka andeha àry.
11. For, lo, the winter is past, the rain is over and gone;
11. "Car voici, l`hiver est passé; La pluie a cessé, elle s`en est allée."
11. "Fa, indro, lasa ny ririnina, ritra tsy misy intsony ny ranonorana;"
12. The flowers appear on the earth; the time of the singing of birds is come, and the voice of the turtle is heard in our land;
12. Les fleurs paraissent sur la terre, Le temps de chanter est arrivé, Et la voix de la tourterelle se fait entendre dans nos campagnes.
12. "Mipoitra eo amin' ny tany ny voninkazo; tonga ny fotoana fihiran' ny voronkely, ary re aty amin' ny tanintsika ny feon' ny domohina."
13. The fig tree putteth forth her green figs, and the vines with the tender grape give a good smell. Arise, my love, my fair one, and come away.
13. Le figuier embaume ses fruits, Et les vignes en fleur exhalent leur parfum. Lève-toi, mon amie, ma belle, et viens!
13. Ny aviavimbazaha mahamanitra ny voany tanora, ary mamerovero tsara ny voaloboka mamony. Mitsangàna, ry malalako, ry tsara tarehiko, ka andeha àry!

Lover

14. O my dove, that art in the clefts of the rock, in the secret places of the stairs, let me see thy countenance, let me hear thy voice; for sweet is thy voice, and thy countenance is comely.
14. "Ma colombe, qui te tiens dans les fentes du rocher, Qui te caches dans les parois escarpées, Fais-moi voir ta figure, Fais-moi entendre ta voix; Car ta voix est douce, et ta figure est agréable."
14. "E, ry voromailalako ao amin' ny tsefatsefaky ny harambato, dia ao amin' ny fialokalofana amin' ny fiakarana mideza, aoka hahita ny endrikao sy handre ny feonao aho; fa mamy ny feonao, sady mahafinaritra ny endrikao."
15. Take us the foxes, the little foxes, that spoil the vines: for our vines have tender grapes.
15. "Prenez-nous les renards, Les petits renards qui ravagent les vignes; Car nos vignes sont en fleur."
15. Sambory ny amboahaolo, dia ireo amboahaolo madinika, izay manimba ny tanimboaloboka, fa efa mamony ny voalobotsika.

Beloved

16. My beloved is mine, and I am his: he feedeth among the lilies.
16. "Mon bien-aimé est à moi, et je suis à lui; Il fait paître son troupeau parmi les lis."
16. Ahy ny malalako, ary azy aho, dia ilay miandry ny ondriny eny amin' ny lilia.
17. Until the day break, and the shadows flee away, turn, my beloved, and be thou like a roe or a young hart upon the mountains of Bether.
17. Avant que le jour se rafraîchisse, Et que les ombres fuient, Reviens!... sois semblable, mon bien-aimé, A la gazelle ou au faon des biches, Sur les montagnes qui nous séparent.
17. Mandra-piposaky ny andro ka andosiran' ny aizina, mitodiha, ry malalako, ary aoka ho tahaka ny gazela, na ny diera tanora ao an-tendrombohitr' i Betera ianao.
<
>